Teny iditra fitandro (tandro)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina mitandro na mitandrina, mitsimbina (fihavanana, voninahitra).
¶ Azo tandrovina. [Rajemisa 1985]

2009/02/23