Teny iditra fitandrovana (tandro)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitandremana, fitsimbinana (voninahitra, fihavanana) fitsitsiana (hasasarana): Mba ho fitandroana ny fihavanana, dia vonona hamela ny hadisoanao aho [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fitandroana

2009/02/23