Teny iditra | 1 fitandrovana |
Fototeny | 2 tandro |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fitandremana, fitsimbinana (voninahitra, fihavanana) fitsitsiana (hasasarana): Mba ho fitandroana ny fihavanana, dia vonona hamela ny hadisoanao aho |
Tovy hevitra | 5 fitandroana |
Fivaditsoratra | 6 fandrovitana, fitandrovana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |