Teny iditra fitanesaka (tanesaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban' ny olona mitanesaka na mandeha mitsikamokamo, mivaroraka sy mitaredretra [Rajemisa 1985]

2009/02/23