Teny iditra fitangitrihana (tangitrika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Filentehana ao anaty...: Ny fitangitrihan' ny lefona ao anaty tany
¶ Fiboiboihana, fifantsitsirana: Zava-mahagaga ny fitangitrihan' ny solitany avy any anaty tany [Rajemisa 1985]

2009/02/23