Teny iditra fitangitrihana (tangitrika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Filentehana ao anaty...: Ny fitangitrihan' ny lefona ao anaty tany
Fiboiboihana, fifantsitsirana: Zava-mahagaga ny fitangitrihan' ny solitany avy any anaty tany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31