Teny iditra fitango (tango)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina mitango, izany hoe manapaka amin'ny tanana na amin'ny antsy ny ravina na ny laingon'ny anana; manapaka ny tongotra sy ny elatry ny valala.
¶ Azo tangosana. [Rajemisa 1985]

2009/02/23