Teny iditra | 1 fitango |
Fototeny | 2 tango |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mitango, izany hoe manapaka amin'ny tanana na amin'ny antsy ny ravina na ny laingon'ny anana; manapaka ny tongotra sy ny elatry ny valala. Azo tangosana. |
Fivaditsoratra | 5 fangito, fitango, fongati, fongaty |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |