Teny iditra | 1 fitangongo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 tangongo |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny olona na biby na zavatra mitangongo na mivory betsaka ka miavosa na mifanakaiky mifanizina izaitsizy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#672] Etat de ce qui est groupé |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |