Teny iditra fitangoronana (tangorona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fivoriana betsaka manodidina tsy misy filaharana na filantoana: Endre izany fitangoronan'ny ankizy teo amin'ilay mpampiseho majika. [Rajemisa 1985]

2009/02/23