|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fitangosana
Fototeny  2  tango
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanapahana amin'ny tanana na amin'ny antsy ny ravina na ny laingon'ny anana; fanapahana ny tongotra sy ny elatry ny valala.

Teny iditra (2/2)5  fitangosana
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.2] [Betsileo] [Rel. s. from mitango (tango).] An herb, the leaves of which are rubbed, and the juice applied to sores or cuts by the Betsileo. Same as maimboBE, and ananDRAMbo.
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.196] Crassocephalum rubens (B. Juss. ex Jacq.) S. Moore (Asteraceae). Le jus des feuilles fraîches exprimé est instillé dans les blessures récentes ; action antibiotique. Les feuilles écrasées au mortier sont appliquées en emplâtres ou en cataplasmes maturatifs sur les furoncles. [Betsileo]
Voambolana  9  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Tovy hevitra  10  anandrambo, maimbobe
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14