Teny iditra fitanila (tanila)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran'ny zavatra na olona mitanila, izany hoe mipetraka na mijoro tsy manatrika fa miraika amin'ny ilany iray. [Rajemisa 1985]

2009/02/23