Teny iditra fitanilana (tanila)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fijoroana na fipetrahana tsy manatrika fa miraika amin'ny ilany iray: Manatrika no mahatsara ny sarin'ny sasany; ny fitantana kosa ho an'ny sasany. [Rajemisa 1985]

2009/02/23