Teny iditra fitaninana (tanina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fipetrahana mitodika amin'ny afo na ny masoandro mba hahazo hafanana: Anisan'ny zavatra ankafizin'ny antitra ny fitaninana andro. [Rajemisa 1985]

2009/02/23