Teny iditra fitanisana (tanisa)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovana tanisa.
¶ Fanononana tsirairay: Hain'Ikoto ve ny fitanisana ny anaran'ny olona ao anatin "ny fianakaviana?
¶ Filazalazana antsipiriany, famisavisana: Tsy naharitra aho fa nihataka tsy ta handre ny fitanisany ny fahoriany. [Rajemisa 1985]

2009/02/23