Teny iditra | fitanisana (tanisa) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana tanisa. Fanononana tsirairay: Hain'Ikoto ve ny fitanisana ny anaran'ny olona ao anatin "ny fianakaviana? Filazalazana antsipiriany, famisavisana: Tsy naharitra aho fa nihataka tsy ta handre ny fitanisany ny fahoriany. [1.1] | |
Fivaditsoratra | fanitsiana, fitanisana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |