Teny iditra fitankosina (tankosina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban'ny olona mitankosina, manafotetaka ny tenany, mihosina, mitavona amin'ny vovoka na fotaka. [Rajemisa 1985]

2009/02/23