|
|
|
|

Teny iditra1  fitankosinana
Fototeny  2  tankosina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fihosinkosinana, fanafotetahana loto amin'ny tena: Oadray ity fitankosinan'ny zanakao amin'ny vovoka, Rasoa!
Fifanosonan-javatra matevina izay toa manjary loto hafahafa: Ny fitankosinan'ny fotaka amin'ny akanjo fotsy no karazan-javatra mahatsikaiky indrindra.

Fivaditsoratra  5  anatsinkafony, fitankosinana, natsinkafonay, niafonantsika, niofanantsika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21