|
|
|
|

Teny iditra1  fitankosinana
Fototeny  2 tankosina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fihosinkosinana, fanafotetahana loto amin'ny tena: Oadray ity fitankosinan'ny zanakao amin'ny vovoka, Rasoa!
5 Fifanosonan-javatra matevina izay toa manjary loto hafahafa: Ny fitankosinan'ny fotaka amin'ny akanjo fotsy no karazan-javatra mahatsikaiky indrindra. [1.1]

Fivaditsoratra  6 anatsinkafony, fitankosinana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08