Teny iditra fitanondrehana (tanondrika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiondrehan'ny loha noho ny alahelo, na ny hasasarana, na ny hanoanana: Hontsa aho nahita ny fitanondrehan'izy telo mianaka tsy nihinankanina hateloana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05