Teny iditra fitanondrika (tanondrika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba na toetran'ny olona mitanondrika, miondrika noho ny alahelo na ny hasasarana na ny hanoanana. [Rajemisa 1985]

2009/02/23