Teny iditra fitanondrika (tanondrika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba na toetran'ny olona mitanondrika, miondrika noho ny alahelo na ny hasasarana na ny hanoanana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05