Teny iditra fitaomana (taona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fitaterana, fitondrana hifindra toerana, fitondrana zavatra hangonina: ny fitaomam-biriky no raharaha tamin'ny nanao ity tranon-tsekoly ity
¶ fitarihana: i>Aza avela ho azon'ny fitaoman-dratsy izahay! [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de charrier, encouragement [Abinal 1888]

2015/06/14