Teny iditra fitapitaka (fitaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [duplicatif fréquentatif] [1.3]
Ohatra 
1Mivarina ho laingalainga sy fitapitaka mahay mioliolika ireny; [2.470]
2Raha tsy marina kosa, fa volohalan' ny tsy tia sy fitapitaka ataon' ny hafa, dia io ny tara-tasiny porofo midradradradra ilay fitia miafina ao am-pony! [2.499]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20