|
|
|
|

Teny iditra1  fitapitaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  fitaka
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  5  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#168] [duplicatif fréquentatif]
Ohatra  7  [2.470] Mivarina ho laingalainga sy fitapitaka mahay mioliolika ireny;
8  [2.499] Raha tsy marina kosa, fa volohalan' ny tsy tia sy fitapitaka ataon' ny hafa, dia io ny tara-tasiny porofo midradradradra ilay fitia miafina ao am-pony!

Fivaditsoratra  9  fatipatika, fitapitaka, tafapitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21