Teny iditra | fitaraina (taraina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mitaraina na mimenomenona, mitoloko amana mitoreo, mitory. [1.1] | |
Fivaditsoratra | firiatana, fitairana, fitaraina, ifaritana, irifatana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |