Teny iditra | fitarainana (taraina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fimenomenonana:
Tsy hita hohenoina daholo ny fitarainan'ny mpianatra noho ny habetsahan'ny lesona sy ny enti-mody.
¶ Alahelo: Henonao izao ny fitarainan'ny rahalahinao. ¶ Fitolokoana amana fitoreovana: Mahatorotoro fo ny mandre ny fitarainan'io mahantra io. ¶ Fitoriana: Nandefa fitarainana tany amin'ny fanjakana aho noho ny fanalam-baraka nafitsony ahy. [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | [Rel. s. from mitaraina (taraina).] A complaint. [Richardson 1885] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |