Teny iditra | 1 fitarihana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 tarika |
Kamban-teny rehetra |
|
Fanazavàna teny malagasy |
5 [1.1] Fandroritana, fisintonana: Naharary ahy ny fitarihany ahy tamin' ny sandriko Fanaovana izay hisarihana zavatra iray hanaraka ny tena: Fitarihan' ny soavaly ny kalesy Fitondrana: Eto no manomboka ny fitarihana ny rano ho ao an-tanàna Fanoroana lalana: Fitarihana olona any anaty ala Fitaomana: Ikezaho ny fitarihana ny namana ho amin' ny tsara Fanaingana, fanentanana: Anao ny fitarihana ny fivavahana anio Fibaikoana: Nomena ny Kolonely ny fitarihana ny tafika |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] entraînement |
Voambolana |
7 Haitao |
Fivaditsoratra | 8 fatihariña, fihiratana, fitarihana, fitraihana, hatrifanay, hifaritana, hirifatana, hitarafany, nafahitray, tafahirina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |