| Teny iditra | 1 fitarika |
| Fototeny | 2 tarika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mitarika: mandrirotra, misintona; manao izay hisarihana zavatra iray hanaraka ny tena; mitondra; manoro lalana; mitaona; manainga, manentana; mibaiko
[1.1] |
| Fikambanana | 5 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 4 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 6 afikitra, 7 firitaka, fitarika, 8 fitraika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|