Teny iditra | fitarozaka (tarozaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran'ny zavatra na resaka mitarozaka, izany hoe lava miraviravy na lavareny. [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | état de ce qui est long et pendant [1.3] | |
Tsipelina hafa | fitarozika | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |