Teny iditra fitatatata (tatatata)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran'ny feon-javatra mitatatata, maneno mafy toy ny basy mitefotefoka. [Rajemisa 1985]

2009/02/23