Teny iditra fitatavoka (tatavoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban'ny olona mitatavoka, izany hoe potraka miantatafoka. [Rajemisa 1985]

2009/02/23