|
|
|
|

Teny iditra 1  fitaterana
Fototeny  2 tatitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitondrana, fitaomana olona na zavatra imbetsaka miverimberina: Fiarakodia fitaterana mpianatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 transport [1.13]
Ohatra  6  Tadidiko teo ilay fiarabe fitaterana hitako halina. [2.4#]
7  Manaraka ao ary kelikely ny fitaterana sy ny akanjo izay saika sahala. [4.27#]
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 5 misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26