|
|
|
|

Teny iditra1  fitaterana
Fototeny  2  tatitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fitondrana, fitaomana olona na zavatra imbetsaka miverimberina: Fiarakodia fitaterana mpianatra
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] transport
Ohatra  6  Tadidiko teo ilay fiarabe fitaterana hitako halina. [2.4#]
7  Manaraka ao ary kelikely ny fitaterana sy ny akanjo izay saika sahala. [4.27#]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11