Teny iditra fitatitra (tatitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitatitra, izany hoe mitondra, mitaona imbetsaka miverimberina [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitatitra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy ozatra fotsy mitondra fandrenesana mankany amin'ny atidoha dia mitondra ny baiko mankany amin'ny faritra voakasika [SLP 1986]
Famaritana frantsay nerf
¶ fitatitra ortôsempatika: nerf orthosympathique
¶ fitatitra pnemôgastirika: nerf pneumogastrique
¶ fitatitra siatika: nerf sciatique
¶ fitatitra splanknika: nerf splanchnique [SLP 1986]
Voambolana 

2010/05/06