|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fitatitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina mitatitra, izany hoe mitondra, mitaona imbetsaka miverimberina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#688] Manière de transporter des objets en faisant plusieurs voyages ou plusieurs étapes
Fototeny  5  tatitra

Teny iditra (2/2)6  fitatitra
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.13] ozatra fotsy mitondra fandrenesana mankany amin'ny atidoha dia mitondra ny baiko mankany amin'ny faritra voakasika
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.13] nerf
Voambolana  10  Haiaina
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29