Teny iditra fitatra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-boronkely izay heno maneno vao maraim-be, nahatonga ilay fitenenana hoe "mifoha alohan'ny fitatra", izany hoe mifoha maraina be alohan'ny maneno akoho mihitsy aza. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a bird, a species of warbler. Pratincola sybilla, L. Same as feta, fitapatatra, fitatenona, and tekiteky. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay tarier à collier [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Anarana siantifika Pratincola sybilla
Teny mitovy hevitra feta ~ fitapatatra ~ fitatenona ~ tekiteky
Teny nalaina 

2009/10/18