Teny iditra fitatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Soratr' omby sada mainty, na volavita; sadasada fa madinika kokoa ny soratra fotsy sady somary boribory fa tsy mba mitomandavana tahaka ny rango na vakivoho [1.10]
Kamban-teny 

Teny iditra fitatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-boronkely izay heno maneno vao maraim-be, nahatonga ilay fitenenana hoe "mifoha alohan'ny fitatra", izany hoe mifoha maraina be alohan'ny maneno akoho mihitsy aza. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A bird, a species of warbler. Pratincola sybilla, L. Same as feta, fitapatatra, fitatenona, and tekiteky [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Tarier à collier [1.54]
Anarana siantifika Pratincola sybilla
Ohatra Matetika tsy hitany akory ny fiaingan' ny lahy mamonjy fotoana maneno fitatra. [2.470]
Voambolana 
Tovy hevitra feta ~ fitapatatra ~ fitatenona ~ tekiteky
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/14