Teny iditra fitavana (tavana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban'ny olona mitavana, izany hoe mikotaba, mihinjakiniaka, mitsinja-pifaliana. [Rajemisa 1985]

2009/02/23