Teny iditra fitavoka (tavoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vy boribory lavalava mifanerana tsara amin'ny atin'ny paompy na ny tafoforana ka miakatra sy midina ao, misintona sy mampiakatra ny rano na ny rivotra (jer. koa Tavoka). [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a piston used in the native bellows [Richardson 1885]

Teny iditra fitavoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy a charm given to a dog to quicken his scent in the chase. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Merina] (racine tavoka : agressivité). Préparation qu'on administrait aux chiens pour les rendre plus actifs, plus vigilants. [Boiteau 1997]
Voambolana 

2019/08/17