Teny iditra fitazona (tazona)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina mitazona na mihazona mafy, mitana, tsy mamela handeha na hiala.
¶ Azo tazonina. [Rajemisa 1985]

2009/02/23