|
|
|
|

Teny iditra1  fitazona
Fototeny  2  tazona
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina mitazona na mihazona mafy, mitana, tsy mamela handeha na hiala.
Azo tazonina.

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05