Teny iditra | 1 fitazonana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fihazonana mafy: Ny fitazonana ilay tady no nahavonjy azy. Fitanana: Tsy nanaiky ny fitazonana azy ho mpangalatra izy. Fanagejana tsy hihetsiketsika: Raharaha lehibe indraindray ny fitazonana ny zaza farana. Tsy famelana handeha na hiala: Samy nanao izay afany daholo ny olona rehetra tamin'ny fitazonana azy, fa tsy nety nijanona izy. |
Fototeny | 4 tazona |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |