Teny iditra fitebiteby (tebiteby)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban'ny olona mitebiteby, izany hoe manahy sy matahotra fa toa hisy zavatra hihatra amin'ny tena. [Rajemisa 1985]

2009/02/23