Teny iditra fiteboka (teboka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiasana lavalava marani-doha ny ilany ary misy faritra azo ikapohana azy amin' ny tantanana ny ilany hilentehany kely ao anaty metaly sy ahazoana dian-teboka. Ilaina io dian-teboka io mba tsy hampikaviavia sy hampisolifatra ny kamositra rehefa manomboka mandavaka [1.62]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20