Teny iditra fitehafana (tehaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fampikatrohana ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana: arahabao amin'ny fitehafana ny mpitandro vaovao eto amin'ny fokontany!
¶ famelezana amin'ny felatanana, famelezana tehamaina: hovidinao lafo iny fitehafanao ny zanako iny [Rajemisa 1985]

2009/02/23