Teny iditra | 1 fitehafana |
Fototeny | 2 tehaka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 fampikatrohana ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana: arahabao amin'ny fitehafana ny mpitandro vaovao eto amin'ny fokontany! famelezana amin'ny felatanana, famelezana tehamaina: hovidinao lafo iny fitehafanao ny zanako iny [1.1] |
Fivaditsoratra | 5 fifetahana, 6 fitefahana, 7 fitehafana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |