Teny iditra fitendrena (tendry)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikasihana zavamaneno mba hamoahany feo: Kingalahy izy amin' ny fitendrena lokanga. [Voambolana: Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)]
¶ Fihinanana zavatra kely: Raha halain-dra, tsy azo atao na dia fitendrena hanina kely foana aza [Rajemisa 1985]

2009/02/23