Teny iditra | 1 fitendrena |
Fototeny | 2 tendry |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fikasihana zavamaneno mba hamoahany feo: Kingalahy izy amin' ny fitendrena lokanga Fihinanana zavatra kely: Raha halain-dra, tsy azo atao na dia fitendrena hanina kely foana aza [1.1] |
Voambolana | 5 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |