Teny iditra fitenenana (teny)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famoahana feo misy heviny: An' ny olombelona ihany ny titane-nana
¶ Anjara teny atao: Rakoto no nandray titane-nana taorian' ny Filohan' ny fikambanana
¶ Filazana: Nahazofitenenana izahay mba tsy hamela na an' iza na an' iza handeha eto
¶ Teny fampiasa matetika izay efa misy heviny iray andraisan' ny olona azy: Misy fitenenana iray manao hoe: "Varivarian' ny lavitra ka tsy mahita ny ambany maso"
¶ (Ny maha-samy hafa ny fitenenana amin' ny ohabolana, dia ny ohabolana misy ohatra na sarisary: Ny hoe "Vivy nanitrika ka bongo mason' ny nahiny" dia ohabolana) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the act of speaking, a manner of speaking, an expression, the right to speak in a meeting [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de parler ; manière de parler, locution ; le droit de prendre la parole [Hallanger 1974]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Tsy ohabolana izany fa fitenenana. [Rabemolaly: Fary, takila 13]
2Inona no hevitrao momba io fitenenana io? [Rajemisa: Fiteny 4, takila 122]
3Handray fitenenana alohan' izany rehetra izany ve aho? [Ndemahasoa: Antakay, takila 52]

2017/07/27